
Podcasts sur Madagascar proposés par la webradio 100% musiques, cultures et sociétés malgaches. La voix de Madagascar, fière de ses traditions et en harmonie avec la modernité. Fampielezam-peo an-tserasera malagasy, zato isan-jato mozika, kolontsaina ary sosialy. Ny feon'i Madagasikara, mirehareha amin'ny lovan-drazana ary mifanaraka amin'ny zava-maoderina.
| Publishes | Daily | Episodes | 81 | Founded | 4 years ago |
|---|---|---|---|---|---|
| Language | Tagalog | Categories | Society & CultureNewsNews CommentaryDocumentary | ||

Ao anatin’ity fizarana ity dia hifantoka amin’i Mikolo, mpianatra iray izay lasa endriky ny GenZ nandritra ny hetsika nataon’ny tanora teto Madagasikara. Na teo aza ny fisian’ny hery mitam-piadiana sy ny famoretana mafy, dia nijoro izy, tsy tamin’ny ... more
Ao anatin’ity fizarana ity dia heno ny antso mafy nataon’ny Ray aman-dReny iray avy any Sambava nandritra ny hetsika nataon’ny GenZ eto Madagasikara. Tsy nanafina hevitra izy, ary tsy nihodinkodina tamin’ny teniny. Manoloana ny famoretana sy ny heris... more
Ao anatin’ity fizarana ity dia mitantara renim-pianakaviana iray izay niara-nandeha tamin’ny zanany lahy nandritra ny hetsika nataon’ny GenZ eto Madagasikara. Tsy fijery ivelany fotsiny no nataony, fa tena fanapahan-kevitra lalina. Hoy izy, tsy afaka... more
Ao anatin’ity fizarana ity dia averina jerena ny lahateny nataon’i Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY fony izy mbola tao amin’ny fanoherana. Tamin’izany fotoana izany dia mazava sy hentitra ny teniny, niaro ny zon’ny olom-pirenena haneho hevitra sy han... more
Ao anatin’ity fizarana ity dia manazava mazava ny Profesora James Ratsima fa tsy tokony ho teny mamy re amin’ny kabary na lahateny ihany ny fitiavan-tanindrazana. Tsy ampy ny miteny hoe “tiako i Madagasikara” raha tsy hita amin’ny fihetsika sy ny saf... more
Fanon taniana mila valiny avy amin'ny fitondrana tarihin'ny Filoha Andry Rajoeliana. Rasaka halabato amin'ny fifidianana, tsindry hazolena, fandrahonana ny mpiara-monina, ary mangony manokana ny fanodikodinana ny harem-bahoaka.
Ny demokrasia dia fahefan’ny vahoaka, avy amin’ny vahoaka, ho an’ny vahoaka. Fahefan’ny vahoaka (satria vahoaka masimandidy). Ary avy amin’ny vahoaka (Izay voalazantsika teo hoe mamindra ny fahefana amin’ny olomboafidy amin’ny alalan’ny fifidinana). ... more
Ny fanontaniana azontsika tonga dia apetraka avy hatrany dia hoe : Tena mizaka tena ara-pitantanana sy ara-bola araky ny voalazan’ny lalampanorenana tokoa ve ny nondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana sa tsia, fa mbola tsy izay moa ny resaka eto ... more
How this podcast ranks in the Apple Podcasts, Spotify and YouTube charts.
Apple Podcasts | #213 |










Listeners, social reach, demographics and more for this podcast.
| Gender Skew | Location | Interests | |||
|---|---|---|---|---|---|
| Professions | Age Range | Household Income | |||
| Social Media Reach | |||||
Rephonic provides a wide range of podcast stats for Soa i Madagasikara. We scanned the web and collated all of the information that we could find in our comprehensive podcast database. See how many people listen to Soa i Madagasikara and access YouTube viewership numbers, download stats, audience demographics, chart rankings, ratings, reviews and more.
Rephonic provides a full set of podcast information for three million podcasts, including the number of listeners. View further listenership figures for Soa i Madagasikara, including podcast download numbers and subscriber numbers, so you can make better decisions about which podcasts to sponsor or be a guest on. You will need to upgrade your account to access this premium data.
Rephonic provides comprehensive predictive audience data for Soa i Madagasikara, including gender skew, age, country, political leaning, income, professions, education level, and interests. You can access these listener demographics by upgrading your account.
To see how many followers or subscribers Soa i Madagasikara has on Spotify and other platforms such as Castbox and Podcast Addict, simply upgrade your account. You'll also find viewership figures for their YouTube channel if they have one.
Soa i Madagasikara launched 4 years ago and published 81 episodes to date. You can find more information about this podcast including rankings, audience demographics and engagement in our podcast database.
Our systems regularly scour the web to find email addresses and social media links for this podcast. We scanned the web and collated all of the contact information that we could find in our podcast database. But in the unlikely event that you can't find what you're looking for, our concierge service lets you request our research team to source better contacts for you.
Rephonic pulls ratings and reviews for Soa i Madagasikara from multiple sources, including Spotify, Apple Podcasts, Castbox, and Podcast Addict.
View all the reviews in one place instead of visiting each platform individually and use this information to decide if a show is worth pitching or not.
Rephonic provides full transcripts for episodes of Soa i Madagasikara. Search within each transcript for your keywords, whether they be topics, brands or people, and figure out if it's worth pitching as a guest or sponsor. You can even set-up alerts to get notified when your keywords are mentioned.